Teny iditra fampiasana ny vatana sy ny saina
Singan-teny fampiasana ; vatana ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanazarana ny vavahadin-tsaina rehetra hiasa mba hampivelatra ny saina sy ny mahaolona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Exercice psychomoteur [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12