| Teny iditra | 1 fampitahorana |
| Fototeny | 2 tahotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ce qui sert à effrayer
[1.5] |
| Ohatra |
7 Sahala amin' ny efa fahita, inday andro nisy Vazaha nandalo sy basy nirefodrefotra fampitahorana tao an-tanàna.
[2.472#226]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|