Teny iditra Fanahy Masina
Singan-teny fanahy ; masina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13