Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : fanalana
|
|
|
Ohabolana 1 | Tahom-boahirana anaty rano : mahitsy am-pangalana, fa nony tonga an-trano vao miolikolika. [2.558]
Tahom-boahirana anaty rano : mahitsy any am-panalana, fa tonga an-trano vao miolikolika. [2.415 #1583, 2.653 #2969]
|
Dikanteny frantsay | Tiges de nénuphars dans l' eau : elles sont droites quand on les prend, mais sinueuses une fois qu' elles sont à la maison. [2.415 #1583]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des jeunes filles avant et après le mariage ; sens général : ce n' est qu' avec le temps et à l' examen qu'on voit les défauts. [2.415 #1583]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|