Teny iditra fanalana andro
Singan-teny fanala ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mahatsikaiky
Ohatra 
1Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
2Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20