Teny iditra | 1 fanariana |
Fototeny | 2 ary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3] 5 vidange, évacuation [1.13] |
Ohatra |
6 Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472] 7 Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fanariana io |
Fivaditsoratra | 10 fanairana, fanaraina, fanariana, fianarana, fiaranana, ifaranana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |