Teny iditra | fanazavana tsy mivantana | |
Singan-teny | fanazavana ; tsy ; mivantana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ataratra amin'ny toeran-kafa aloha ny hazavana vao alefa amin'izay tiana hohazavaina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | éclairage indirect [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10 |