|
|
|
|

Teny iditra 1  fandaharana
Fototeny  2 lahatra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra
7 Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana
8 Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1]
9 fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 programme [1.8, 1.13]
12 action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8]
13 rangement [1.13]
Ohatra  14  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
15  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
16  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe fandaharana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19