Teny iditra fandatsaham-bato
Singan-teny fandatsahana ; vato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Vote, election [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Vote [1.66]
Ohatra Anisan’ny biraom-pandatsaham-bato iray nandray miaramila maro ny birao teny Antoby sy ny EPP Ivato [4.43]
Tovy hevitra latsa-bato

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09