Teny iditra | 1 fandrahonana |
Fototeny | 2 rahona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody 5 Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a threat [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 menace [1.3#499, 1.8] |
Ohatra |
8 Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy. [2.895#] 9 Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#] 10 fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#] |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fandrahonana io |
Fivaditsoratra | 12 fanandrohana, fandrahonana, fandronahana, fanondrahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |