|
|
|
|

Teny iditra1  fandrionana
Fototeny  2  riona
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  5  Ody basy mba tsy hahavoazana amin' ny bala atifitry ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  [Rel. s. from mandriona (riona).] A charm used as a preservative against an injury. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  qui sert à détourner ; amulette porte-bonheur. [Tankarana] [1.19]
8  (de riona : action de dévier une trajectoire) Nom des talismans protecteurs contre les projectiles, les armes de jet et même les balles des fusils. Celui qui le possède se croît invulnérable. [Merina] [1.196]
9  [Betsileo]
10  [Bara]
Tovy hevitra  11  fandriona

Fivaditsoratra  12  fandrionana, fiondranana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31