|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  riona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Ny fifiokan' ny zavatra mandalo na nivily tsy lavitra loatra; fijery misompirana dia midify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  deviation, comme d'une balle, d'une pierre, de l'oeil. Comme VIona [1.3]
Tovy hevitra  8  viona

Teny iditra (2/2)9  riona
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  12  (du sens général de ce mot : action de dévier une arme de jet ou un projectile). Nom d'un arbre à bois dur, noueux, brun foncé. On en faisait des ody basy, talismans pour dévier les rames de jet et même les balles des fusils. Le fruit est comestible. [Bezanozano] [1.196]

Fivaditsoratra  13  irona, orina, riano, riona, roina, roiña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31