Teny iditra | fanesoana (eso) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
![]() |