|
|
|
|

Teny iditra 1  fanindroany
Fototeny  2 indroa
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny anglisy  [1.75#xlvii]
Fanazavàna teny frantsay  5 [faninDROa] pour la deuxième fois [1.3]
Ohatra  6  Misioaka fanindroany ny lohamasinina. [2.470#8]
7  Tokony ho nikorisa fahefatr' adiny izahay, dia niato fanindroany indray. [2.471#57]
8  Nitefoka koa fanindroany, fanintelony. [2.472#213]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fanindroany

Fivaditsoratra  fanindroany, 10 nanifi-drano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19