|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanompana
Fototeny  2  ompa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany
5  Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [1.1]

Teny iditra (2/3)6  fanompana
Fototeny  7  ompana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [1.1]

Teny iditra (3/3)10  fanompàna
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  sinibe [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13  fanampona, fanompana, fanompàna, mpanofana, fanampona, fanompana, fanompàna, mpanofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10