|
|
|
|

Teny iditra 1  ompa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 Ozona, faniriana ratsy ho an' olona
27 Teny ratsy atao amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [1.2]
29 abusive or foul language [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 mot grossier, propos orduriers ; malédiction [1.8]
Ohatra  31  Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470#151]
32  Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996]
Tovy hevitra  33 ozona
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 am-po, ampo, ompa, 36 poma

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19