|
|
|
|

Teny iditra1  fanompoana andriana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana
4  [1.1] asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala...
Singan-teny  5  fanompoana, andriana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07