|
|
|
|

Teny iditra 1  fanonja
Fototeny  2 onja
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [1.1]

Fivaditsoratra  7 fanjona, fanonja

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04