|
|
|
|

Teny iditra 1  onja
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
19 Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a wave. See alon-drano. [1.2]
21 a wave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 vague, onde [1.8]
Ohatra  23  Mitopatopa ny onja vaventy. [2.471#12]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe onja

Fivaditsoratra  25 anjo, 26 jano, 27 jona, Jona, 28 njoa, onja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19