Teny iditra pañonja (onja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Celui qui embarque [1.68]

Teny iditra -panonja (onja)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fanonja
Ohatra Navesa-panonja ny fahoriana, saingy ireto sisa velona hamiran-dranomaso no natao am-pelatanana sy nokolokoloina. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05