Teny iditra |
fanosorana
(hosotra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fantavonana na fandalorana amin' ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana hiandraikitra raharahalehibe sy ambony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act smearing, anointing, or painting; an act of consecration [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'enduire, oindre, de peindre action de consacrer [1.8]
|
| Action de frictionner ou d'appliquer un onguent [1.196]
|
Ohatra |
1 | Koa inona ny tombony entin' ny fanofanana sy ny fanosorana?
[1.369]
|
2 | Jones ny fanosorana, nefa diso be loatra ny ranomainty ka nifotetaka.
[2.649]
|
|
|