Teny iditra | fanosotra (hosotra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-manosotra Azo hosorana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’il faut oindre, peindre, ... manière d’oindre [1.3] | |
Ohatra | Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy mmenaka fanosotra sy mahamandimandina endrika iizy.
[2.470] | |
Fivaditsoratra | fanosotra, tsoforana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |