|
|
|
|

Teny iditra 1  fantina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tsara fantina ny voankazo haondrana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 choix, triage [1.3#150]
Ohatra  15  Toerana tsara fantina mihitsy Andavabato. [2.508#466]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fantina

Fivaditsoratra  17 fananty, 18 faninta, fantina, 19 fintana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19