|
|
|
|

Teny iditra 1  fantenana
Fototeny  2 fantina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be selected, to be picked out, to be culled. [1.2]
10 to be sorted out, to be culled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on trie, qu'on choisit [1.8]
Mpanahaka  12  Fidina, 13  jobonina, 14  tsongaina, 15  tsongoina

Fivaditsoratra  16 fanantena, 17 fanentana, fantenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22