Teny iditra | 1 voafantina |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] chosen, selected, picked out. Compare fidy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#150] choisi, trié 5 [1.13] trié; sélectionné |
Ohatra |
6 [2.356#] voafantina avokoa ny teny ampiasainy. 7 [2.117#] Hanoro anao ny masomboly voafantina izy. |
Fototeny | 8 fantina |
Tovy hevitra | 9 finantina |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 11 fitavonana, fitovanana, voafantina, voafintana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |