Teny iditra | fantsika tailan-doha | |
Singan-teny | fantsika ; tailan-doha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fantsika mifaraingo na miforitra ny lohany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nails with one-sided heads. [1.2] | |
Tovy hevitra | fantsika vazimba loha | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |