|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fantsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the spur of a cock. See fatsy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ergot
Ohatra  6  Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
7  Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
8  Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  10  fatsy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny fantsy io

Teny iditra (2/2)17  fantsy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement : [Merina]
20  [Betsileo] des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes.
des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae).
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25  fantsy, fintsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02