Teny iditra fara hatoka
Singan-teny fara ; hatoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ farahatoka ] Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina")
Ny fomban-drazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The upper part of the nape of the neck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L'extrémité de la nuque
Figuré: usages des ancêtres [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19