Teny iditra farahehy
Singan-teny fara ; hehy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa [1.1]
Ohatra 
1Nanao farahehy izy nony avy eo. [2.470]
2Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux. [2.270]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25