|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  farango
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4  Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) [Tsimihety] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  hameçon, croc. [Tankarana] [1.19]
7  crochet, instrument crochu. [1.5]
8  crochet [1.13]
Ohatra  9  Raha tefena ny farango
ka amboarina ny fintana
ny amalona no anaovana azy
raha velarina ny fandrika
ny vorona no anaovana azy
[2.131]
Tovy hevitra  10  farengo
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny farango io

Teny iditra (2/2)13  farango
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  16  fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [1.13]

Fivaditsoratra  17  fangaro, fangora, farango

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08