Teny iditra | 1 faratampony |
Singan-teny | 2 fara, tampona |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the very best [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 le meilleur, le plus beau [1.8] |
Ohatra |
6 Ny ambaratonga, faratampony, dia ny Mpanjakavavy. [2.270#] 7 Ny Antenimierampirenena entim-bahoaka no fahefana faratampony namindran' ny vahoaka ny fahefana manao lalàna. [2.114#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |