|
|
|
|

Teny iditra 1  fahafatesana
Fototeny  2 faty
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 death [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 la mort [1.3, 1.8, 1.5]
9 action de tuer, de faire mourir [1.3, 1.5]
10 l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir [1.3]
Ohatra  11  Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [2.324]
12  Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [2.471#19]
13  Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [2.470#183]
Tovy hevitra  14 hafatesana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22