Teny iditra (1/7) | 1 fa- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fatra |
Teny iditra (2/7) | 3 fa~ |
Sokajin-teny | 4 tovona [Fitanisana] |
Teny iditra (3/7) | 5 fa |
Sokajin-teny | 6 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2, 1.7] but |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] mais |
Mpanahaka | 10 kanjo, nefa, saingy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/7) | 24 fa |
Sokajin-teny | 25 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] for, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. 28 [1.7] for, therefore, because |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.12] car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade 30 [1.8] car, parce que |
Teny iditra (5/7) | 31 fa |
Sokajin-teny | 32 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
déjà |
Teny iditra (6/7) | 34 fa |
Sokajin-teny | 35 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.78] [Bara]
efa |
Fanazavàna teny anglisy |
37 [1.2] [Provincial]
a contraction of efa |
Teny iditra (7/7) | 38 fa
![]() |
Sokajin-teny | 39 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
40 [1.1] Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama |
Voambolana |
41 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 42 do, re, mi, sol, la, si |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |