|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  fa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatra

Teny iditra (2/7) 3  fa~
Sokajin-teny  4  tovona [Fitanisana]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (3/7) 6  fa
Sokajin-teny  7  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 but [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mais [1.8]
Mpanahaka  11  kanjo, 12  nefa, 13  saingy
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe fa

Teny iditra (4/7) 15  fa
Sokajin-teny  16  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 for, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. [1.2]
19 for, therefore, because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
21 car, parce que [1.8]

Teny iditra (5/7) 22  fa
Sokajin-teny  23  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  24 [Sakalava-Mayotte] déjà [1.405]

Teny iditra (6/7) 25  fa
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  27 [Bara] efa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  28 [Provincial] a contraction of efa [1.2]

Teny iditra (7/7) 29  fa    
Sokajin-teny  30  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  31 Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana  32  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  33  do, 34  la, 35  mi, 36  Re, 37  si, 38  sol
Sary 
39 

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22