|
|
|
|

Teny iditra1  fehezanteny
Singan-teny  2  fehezana, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13, 1.5] phrase, énoncé
Voambolana  6  Haiteny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07