Teny iditra | fehilefitra | |
Singan-teny | fehy ; lefitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vona atao amin' ny karavato [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy lefitra ] A slip-knot [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |