|
|
|
|

Teny iditra1  fehiloha
Singan-teny  2  fehy, loha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tapa-damba lavalava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo
Karazan-kaingo atao manodidina ny loha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][fehy loha] A headband
Ohatra  6  Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324#]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  8  fehiloha, holefahi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21