Teny iditra fehin-kevitra
Singan-teny fehy ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Conclusion [4.70]
Fanazavàna teny frantsay Conclusion [4.70]
Ohatra 
1Fehin-kevitra haingana loatra izany [1.369]
2Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019 [4.70]
3Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary [4.27]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25