Teny iditra fehin-teny
Singan-teny fehy ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word or sentence on which much depends; heads of a discourse. [1.2]
Ohatra Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10