|
|
|
|

Teny iditra 1  mifendrofendro
Fototeny  2 fendrofendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifararemotra, na miketron-tarehy sady manganohano toa te hitomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be distorted in the features, to make a wry face, to pout, to be whining, to be evil-looking. [1.2]
10 to be on the point of weeping (especially of facial expression) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être sur le point de pleurer (se dit de traits du visage); pleurnicher [1.8]
Ohatra  12  Sady mbola nifendrofendro hitomany izy no nampandroso azy rehetra hiditra ny trano. [2.470#182]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21