|
|
|
|

Teny iditra1  fetr' andro
Singan-teny  2  fetra, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a time limit
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] limite de temps
Ohatra  6  Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa. [1.384#]
Tsipelina hafa  7  fetraandro

Fivaditsoratra  8  afendrotr, fendrotra, fetr' andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21