Teny iditra (1/2) | 1 fiadanana (adana) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ankehitriny izy eo amin' ny raharaham-pirenena sy vahoaka dia ampiasain' ny olona hitovy hevitra amin' ny hoe fihavanana na fandriam-pahalemana na ny toetry ny tany sy ny vahoaka mandry feizay : tsy misy fikorontanana na ady ; mizotra milamina tsara ny fiainan' ny vahoaka, satria ny mpitondra dia sady hendry no marina : tsy misy mampahory vahoaka mba hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany ; izay hahasoa ny ambanilanitra no zava-dehibe imasoany. Ny vahoaka koa, noho izany, dia finaritra, ka mankato an-kafaliana sady tena miara-miasa amin' ny mpitondra. Tamin' ny faha-Andrianampoinimerina indrindra no nampiharihary izany teto : tamin' izay no nisehoan' ny firenenana hoe mandry fahalemana (azo atoriana amim-piadanana na amin' ny alina maizina aza), rahefa voavoriny tsara Imerina Enim-toko. Eo amin' ny fahampian' ny hanina koa no mampiadana ny vahoaka rahefa ny mpitondra no mikarakara azy tanteraka ho an' ny olona, araka ny tenin' Andrianampoina mandrakariva hoe : "Izaho sy ny vary dia iray ihany". [1.10#F.458] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 slowness, composure, tranquility, happiness, prosperity. [1.2] 6 peace, tranquillity [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 La lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc. [1.3] 8 la lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc. [1.3#2] 9 paix, tranquillité [1.8] |
Ohatra |
10 Hitondra fiadanana ho anao aho. [2.499] 11 Fa hisy vokatry ny fiadanana, ny voaloboka hamoa [2.996] 12 Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux) [1.3#2>Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux)] 13 Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité) [1.3#2>Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité)] |
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny fiadanana io |
Teny iditra (2/2) | 17 Fiadanana |
Singan-teny | 18 fiadanana |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
20 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 22 andafiana, fanadiana, Fiadanana, fiadanana, andafiana, fanadiana, Fiadanana, fiadanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |