|
|
|
|

Teny iditra1  fialonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] jealousy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] la jalousie
Ohatra  6  [2.996] ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana?
7  [2.472] Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana.
Voambolana  8  Ontam-po
Fototeny  9  alona
Mpanahaka  10  mialona, mitsiriritra, ory hava-manana, malahelo vady voky, kikisan' ny fialonana
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fialonana io

Fivaditsoratra  14  analofany, fanalonay, faniloana, fialonana, fiolanana, ifanolana, nafalinao, nafalonay, nalafinao, nalofanay, nialofana, nilaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21