|
|
|
|

Teny iditra1  fianakaviambe
Singan-teny  2  fianakaviana, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] grande famille
5  [1.5#61] la grande famille
Ohatra  6  Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe. [2.445#26]
7  Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. [4.27#2012/11/28]
8  Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. [2.285#226]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07