Teny iditra fiandrivoditatatra (andry, vody, tatatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bano fahita eny amin' ny vody tatatra rehetra eny (Ardea comata) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vody, the bottom, tatatra, a ditch.] A species of heron. Ardea comata, Pall. [1.2]
Anarana siantifika Ardea comata
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31