|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fiandry
Fototeny  2  andry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  a reserve for emergencies [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder [1.3]
6  ce qui est tenu en réserve [1.8]
Ohatra  7  Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [2.472]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny fiandry io

Teny iditra (2/3)15  fiandry
Fototeny  16  andry
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  angatra (aretina) [Taisaka] [1.78]
19  Aretina mampivonto ny ankasarotana [1.1]
20  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  21  The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22  blennorragie [1.13]
23  blennorragie [Taisaka] [1.82]
Voambolana  24  Fahasalamana
Mpanahaka  25  akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fifia, vania

Teny iditra (3/3)26  fiandry
Fototeny  27  andry
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny anglisy  29  a large stone placed against the outside door of a tomb [1.2]

Fivaditsoratra  30  drafiny, fiandry, ifindra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10