Teny iditra | 1 fiangonana |
Fototeny | 2 angona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy 5 ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2] |
Ohatra |
7 Dia neken'ny fiangonana izany [2.59] 8 Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Lahatsoratra |
12 Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 15 fiangonana, fionganana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |