Teny iditra | 1 fiaram-bahoaka |
Singan-teny | 2 fiara, vahoaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Fitaterana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 autobus [1.5] |
Tovy hevitra | 7 fiarabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |