Teny iditra | fiavy (avy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatongavana: Indraindray tsy fantatra akory ny fiavin' ny rivo-doza [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de venir, d’arriver [1.5] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |