|
|
|
|

Teny iditra1  fidilorana (dilotra)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina [1.1]
Tovy hevitra  4  fidilotra

Fivaditsoratra  5  fidilorana, filodirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05